4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tempolin'andriamanitra - Les Serviteurs et Messagers du Seigneur(SMS)



Ny zava-boahary nataon'ny Tanany e!
Maro karazana mahasondriana nataon'Andriamanitra hanjakan'ny zanany e!(x2)

Ianao indray no toa zary nanimba nanivaiva ny fahatsaràny
Tandremo tsara ny efa nomeny fa nisy ami'reny no nosihosena



Ianao koa anie anisan'ireny e,toy ny Tempoly mpanoa ny teny
Azony mafy ny hasin'ny tena,ny fahasimbany eroa mampahonena


Misy natokana ny asan'ny tanany e,Ianao izany ry olon'ny tany
Ianao ndray ity no nanimba ny tenanao (x2)

Partager tempolin'andriamanitra

Commenter tempolin'andriamanitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Les Serviteurs et Messagers du Seigneur(SMS)